Dikan'ny teny : aka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fangalana. t.i.f : alaina 1 maka, faka, mpaka 1 akana, fakana 1 mampaka 1 mifampaka 1 am-Pakana. Ahitsio
2 ft.: Fodiana (adala na marary...), safary. - t.i.f.: akaina, akavina 1 manakà, fanakà / anakana, fanakana 1 miakà, fiakà, mpiakà 1 iakavana, fiakavana. Ahitsio
3 a.: Teny fampiasan'ny zazalahy na ny tovolahy hilazana olona tsy tononina anarana: Ray aka: ilay iny. Ry ilay aka: ry zalahy. Ry ilay aka ireo no nitifitra ny voromailalanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel