Dikan'ny teny : akademia

Hampiditra dikany vaovao
1 (h, académie) a,: Fikambanan'olona manampahaizana, mpanoratra, mpanao fikarohana momba ny antokom-pahalalana samihafa. - Akademia Malagasy: Akademia naorina tamin' ny 23 Zanvie 1902 mba handinika sy hamakafaka ny momba ny teny, tantara, toe-tany, biby sy zavamaniry eto Madagasikara ary ny fomba amam-panaon'ny mponina, haisoratra, zavakanto hi-ta eran'ny Nosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel