Dikan'ny teny : akalana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-panaky ny Ntaolo, iva, fohy tongotra, natao fitoerana raha kely ary fikapana hena raha lehibebe; avy amin'it? karazany faharoa it? no niavian'ilay fomba fiteny manao hoe: Misolo uaika ny akalana ha mikapa hena ambon y fe. - t.i.f.: Akalanina. ~ F.-p,: Akalam-bay: fakan' aretina amin'ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin'ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel