Dikan'ny teny : akambana

Hampiditra dikany vaovao
1 (kambana) mt. at, (akambano): Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra ? Ampiadina, apaka: Tsy nakamban'ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin'ny latabatra 1 Ampiraisina: A-kamban'ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel