Dikan'ny teny : akanjo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrir,dra sy hiaro amin'ny hatsiaka, ary tat? aoriana mba ho endri-javatramahafinaritra koa: Nentiny nanaouana maso uao tamia'ny Krismasy ilay akanjony van nozairina. - t.i.f.: Akanjoina na akanjoana, voakanjo, tafakanjo j manakanio, fanakanjo, mpanakanjo 1 anakanjoana, fanakanjoana / miakanjo, fiakanjo, mpiakanjo 1 iakanjoana, fiakanjoana 1 mahakanjo 1 mampiakanjo. a F.-p.: Akanjo anatiny: akanjo fanao manolo-koditra; akanjobà: akanjo vita amin' ny ba Ger. io teny in); akanjobe: akanjo lava matevina mahafana; akanjon-goaika: ny fehitenda fotsin'ny goaika, • h.o.: haren-tsaina amam-pahaizana ifandovana..; akanjo-nify: karaza-nofo malemy manarona ny vodinify; akanjo rebaka: akanjo lava saiky mirefarefa amin'ny tany;akanjo tsiantsaha (tsy antsaha): karazana salotra landy nanaovan'ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran'ny tambanivohitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel