Dikan'ny teny : akapoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kapoka), (akapohy) mt. fit.: Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan'ilay alika. ~ mt. at.: Adona, azera amin'ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin'ny ankizy. / Nakapony tamin'ny tany ilay namany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel