Dikan'ny teny : akarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (akatra), mt. ih. (akaro): Atao amin'ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana i-tg fitoeram-boky it?. 1 h.o.: Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora. 1 Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho uady Rasoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel