Dikan'ny teny : akata

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lobolobona hazo madinika. 1 Ambanivohitra lavitra: Vary at? anaty akata at? izahay ha tsy mba mahita uaouao. Ahitsio
2 na Akatatra a,: Vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny. * Ohab.: Fotsimbary tsy ilaozan'akatatra, tanĂ na tsy ilaozan'adala: na aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka anrin'ny maro ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel