Dikan'ny teny : akatra

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa. - t.i.f.: Akarina, voakatra / tafakatra / manakatra, fanakatra, mpanakatra / anakarana, fanakarana / miakatra, fiakatra, mpiakatra / iakarana, fiakarana / mampakatra, mpampakatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel