Dikan'ny teny : akatraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (katraka), mt. fit. (akatraho): Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona: Nakatraky ny lakana nidona taminy ilay haram-bato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel