Dikan'ny teny : akatraoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (katraoka), mt. at.: Atao mikatraoka, na mitera-ka feo toy ny an'ny tongotsoavaly na kiraro mandeha amin'ny vato: Aza akatraoka ohatra izany iny kiraro hazonao iny fa manaitra zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel