Dikan'ny teny : akatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (katsaka), mt. fit. (akatsaho): Asaina mikatsaka, mitady, ilazana olona ampitadiavana zavatra: Ikoto no nakatsaky ny zokinay io boky io fa tsy nahita izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel