Dikan'ny teny : akepakepaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kepakepaka), mt, at. (akepakepaho): Atao mikepakepaka, na miala amin'ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra it? uarauarankely niala tamin'ny savily t?. 1 Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr'io antidahy banga io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel