Dikan'ny teny : akepoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kepoka), mt. fit. (akepohy): Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny uazana, ka tsy nahalaitra. 1 mt. at.: Hanina, lanina: Nakepony ny uolako dia tsy niuerina izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel