Dikan'ny teny : aketa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ny lahy amin'ny karazam-balala iray izay atao hoe adrisa ny vavy. * Ohab.: Matin-drobon'ny adrisa ka fola-pen'ny aketalahy: sendra ny fatsora iray trano ka ny sasany mandroboka, mitaona; ny sasany kosa mamely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel