Dikan'ny teny : aketraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketraka), mt. at. (aketraho): Atao miketraka, migedragedra: Aketraho ny kofehy fa henjan-doatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel