Dikan'ny teny : aketrona

Hampiditra dikany vaovao
1 (ketrona), mt. at. (aketrony): Asiana ketrona, asiana miforitra na mivalona: Naketrony ny moron-tongotr'akanjon-dRamatoa iny ka lasa fohy ny akanjony. 1 A-tao toy ny mihorongorona na mivalombalona ny hoditra: Naketrony ny handriny raha nahare izany izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel