Dikan'ny teny : akiaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiaka), mt. fit. (akiaho): Entina manakiaka: Vakim-pitaratra no akiaka ny latabatra. Ahitsio
2 (kiaka), mt, at. (akiaho): Asaina mikiaka, avala hilriaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel