Dikan'ny teny : akifakifaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kifakifaka), mt. at. (akifakifaho): Ailika, tsipahina, akipaka, dakana: A-za akifakifaka tahaka izao ny lamba firako fana. 1 Roahina, asaina mihataka, akipakipaka: Nakifakifany aho ka naleoho nihataka am-boninahitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel