Dikan'ny teny : akifika

Hampiditra dikany vaovao
1 (kifika), mt. at. (akifiho): Alana akipika, atosika fa tsy tiana, ailika, ahifikifika. * Ohab.: Tahom-boanjo ka ny nahitana indray no akifikifika: enti-milaza ireo nahitana soa ne fa ailikilika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel