Dikan'ny teny : akiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiky), mt, fit. (akikiso) Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray: Intg ny sotrobe akikinao ny vilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel