Dikan'ny teny : akiramborambo

Hampiditra dikany vaovao
1 (kiramborambo), mt. at. (akiramboramboy): Avela hikirazorazo, hitaritarika avy ao aoriana: A-za akiramborambo toy izao ny zoron-dambanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel