Dikan'ny teny : akisaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kisaka), mt. at. (akisaho): Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady. / Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel