Dikan'ny teny : akitikitika

Hampiditra dikany vaovao
1 (kitikitika), mt. fit. (akitikitiho): Entina manitikitika, manibokibo: Ahitra no nakitikitiny ny zazakely ka torantorana er? ilay zaza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel