Dikan'ny teny : akivy

Hampiditra dikany vaovao
1 (kivy), mt. fit. (akivio): Entina hanakivy, manaketraka. Ahitsio
2 (Ats), a.: Sazy famaizana olon-dratsy ataon'ny olona amin'ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin'ny olona ilay faizina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel