Dikan'ny teny : akizaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kizaka), mt. fit. (akizaho): Entina manome tsiny, anomezan-tsiny arahin-devilevy na trerona: Zavatra kely iny dia hitany nakizaka ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel