Dikan'ny teny : akobaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kobaka), mt. fit. (akobahy): Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Haxo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika. • mt. at.: Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel