Dikan'ny teny : akodia

Hampiditra dikany vaovao
1 (kodia), mt. at. (akodiavo): Alefa hikodia, hikodingy; akodingy: Nakodian'ny anjely ilay vato teo amin'ny varavaram-pasana, dia nipetrahany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel