Dikan'ny teny : akodingy

Hampiditra dikany vaovao
1 (kodingy), mt. at. (akodingio): Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay. • h.o.: Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel