Dikan'ny teny : akofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kofoka), mt. at. (akofohy): Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny ana-na fa matetika misy bibin'anana. • Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina. .1 Kapohina: Nako fodminy ilay zazalahy fa naditra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel