Dikan'ny teny : akoho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-borona mpitslndroka, somary boribory vatana bontolontolo va-va somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin'ny olombelona hatramin'ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohouavy, akoholahy, vontotr'akoho, akohokely). Ny teny ilazana ny feon'akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nis), nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany). ~ * Ohab.: Akoho tsy naneno ohatra izay lanin'ny kary: enti-milaza famoizan-zavatra nandrasan-tsy tonga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel