Dikan'ny teny : akohokely

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zanak'akoho mbola kely. * Ohab.: Faly sahirana ohatra ny akohokely tsipaxampotsimbary: enti-milaza olona nahazo soa betsaka mitontohitra ka diboky ny hafaliana nefa sahirana indray fa toa tsy hita izay horaisina. / Akohokely lasam-papango: nisidina ambony vao tra-pahoriana: tafakatra amin'ny Akoholahy toerana ambony vao nahita loza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel