Dikan'ny teny : akohovavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny vavy amin' ny akoho. * F.-p.: Akohovavy maneno: vehivavy avo vava miseho ho mpitarika ao an-tokantrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel