Dikan'ny teny : akojy

Hampiditra dikany vaovao
1 (kojy), mt. fit. (akojeo) Entina manakojy, mitarika, manjono, manangoly: Vola ve no akojinao ahy? Manana aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel