Dikan'ny teny : akorany

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fonon'ny atody, izay mitovy toetra amin'ny sokay, feno loadoaka madinika izay idiran'ny rivotra niainan'ilay zana-borona fony tao anaty atody; ny akora dia mivoatra avy amin'ny ranon-tsokay marihidrihitra mipoitra avy amin'ny faramparan'ny fantsona ivoahan' ny atody fa rehefa tafavoaka ka tratran'ny rivotra io ranon-tsokay io vao mihamafy tonga akora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel