Dikan'ny teny : akoretika

Hampiditra dikany vaovao
1 (koretika), mt. at. (akoreteho): Atao mikoretika tsy milamina, mitsiporetika; akorontana, asafotofoto: Nakoretin'ny ankizy ny fitafiana tao am-bata ka nifangaro be ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel