Dikan'ny teny : akoriana

Hampiditra dikany vaovao
1 (koriana), mt. at. (akoriano): Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan'ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zauamaniry. 1 Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io uato io raha voatosikareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel