Dikan'ny teny : akorintsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (korintsana), mt. at. (akorintsano): Ahetsiketsika mba hanenoan'ireo voan-javatra ao anatiny na ireo zavatra eny an-tanana: Akorintsany ireo fanalahidy ma-ro eny an-tanany rehefa mandalo izy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel