Dikan'ny teny : akorobobo

Hampiditra dikany vaovao
1 (korobobo), mt. at. (akoroboboy): Asaina a-tao haingana, asaina atao maika: Nakorobobon'ny tompony it? akanjo zairiko it? fa maika hoentiny amin'ny Paka, hono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel