Dikan'ny teny : akorododo

Hampiditra dikany vaovao
1 (korododo), mt. at. (akorododoy): Atao izay handehanany haingana, roahina haingana: Akorododoy ireo akoho ireo fa homana ny uary mihahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel