Dikan'ny teny : akorontana

Hampiditra dikany vaovao
1 (korontana), mt. at. ( akorontano): Atao mikorontana, asafotofoto atao ambony ambany: Nakorontan'ny sasany ny entanay rehetra tao an-trano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel