Dikan'ny teny : akotroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (kotroka), mt. at. (akotrohy): Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio. ? mt. fit.: Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto oomanga ireto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel