Dikan'ny teny : akotry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voam-bary tsy voatoto; ny vary tsy afa-kodiny: Be akotry izany uary izany. ? F.-p.: Eran'akotry, lanjan' akotry: kely bitika, variraiventy: Axa manantenainona amin'ny fananako ialahy, ry Bema, tsy hahita eran'akotry ialahy akory; / mamaky akotry: fetsy, kapetsy (M.h. jer. Fetsy); mahihitra (M.h. jar. Mahihitra). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel