Dikan'ny teny : akotso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza). - t.i.f.: akotsoina / manakotso / anakotsoana / miakotso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel