Dikan'ny teny : alafatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (lafatra), rra. at. (alafaro): Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel