Dikan'ny teny : alahady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Andro voalohany amin'ny herinandro; tamin' ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mande-vina raha misy maty fandrao mahafolaka andantony, fa zokinandro ny alahady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel