Dikan'ny teny : alahasaty

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny vola-na fahadimy amin'ny volana malagasy merina, aorian'ny Asorotany ary aiohan'ny A-sombola, ka ny toerana orne-na azy ao an-trano dia amin' ny lafin-drindrina atsimo, ilany atsinanana. ? Fanandr.: Vinta-mpamosavy ny Alahasaty; uauany: raha tsy mpamosavy ny teraka misasakalina dia mpitana ody mahery; vodiny: tsara kosa, tratra antitra, ho maintimolaly. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel