Dikan'ny teny : alahelo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahoriana, fijalianAlafy a.: Zavamaniry mampa- tsaina amam-panahy: Latsanolatra fery haingana ny ho- ka ao anatin'ny alahelo Latina diny sy ny raviny (Alafia izy. / Manala alahelo olona. pauciflora), ? Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! / Hanina olon-tiana: Matin'alahelo mihitsy ( reniny. 1 Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo./ Ra-ha ananan'olona alahelo ianao, mitadiaua hihavana aminy. - t.i.f.: malahelo / alahelovana, falahelovana / mampalahelo / mifampalahelo. - F.-p.: Mitsapa alahelo, mànalady alahelo: tonga mamangy fianakaviana manankavana maty ka mampiseho fiaraha-miory aminy (¶ M.h. mamangy fahoriana, maman-goy: I tompon'alahelo: freo fianakavfana manana havana maty (9 M.h.: tompo-manjô); / aiahelon-tany: alahelo ny tanindrazana (¶ M.h.: hanin-te hody). * Ohab.: Ny alahelo rakimalala, ka tsy ambara raha tsy amin'olon-tiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel