Dikan'ny teny : alaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ala), mt. ih. (alao): Nalaina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao. ~ Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel