Dikan'ny teny : alaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Mitovy amin'ny Ala ihany. - t.i.f.: malaka, falaka, mpalaka. Ahitsio
2 (laka), mt. at. (alakao) na Lakaina (laka), mt. ih. (lakao): Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin'ny laka: Alahao (na lakao) it? vatonao atsimo it? Ahitsio
3 Fototeny tsy hita afatsy amin'ireto fomba fiteny ireto: - F.-p.: Mialaka bontana: manao ditra, mikiry: Mialaka bontana amin'ny fambolena any ambaniuohitra any ny zokinao; / Mialaka mantsina: sarotiny, miaingitra izaitsizy: Mialaka mantsina io Rangahy io raha mihinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel